|
|
|
|

Entry1  safeli-teny
Elementary words  2  safelika, teny
Part of speech  3  locution
Explanations in French  4  [1.3, 1.5] allusion
5  [1.3] circonlocution
Examples  6  [1.1] tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana
7  [2.298] Ramahatra, raha namaly kabary an-dRainilaiarivony, alohan'ny safeliteny an-kafetsena lalina nafitsony, dia nanao izay hampientan-kafaliana ny Manjaka sy ny Praiministra ary ny vahoaka:
Vocabulary  8  Linguistics

Updated on 2024/12/07