|
|
|
|

Entry1  safarina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  safary
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Asiana safary, asiana olakola-teny mba hanalavana taria na hanarinariana dia: Aza safarinao amin' ny ohabolana sy hain-teny ny resaka, Randrenja a (Kilalaon' afo -- R.R.-R)
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9 fisarana, 10 safarina

Updated on 2025/09/12