Entry sadasada (sada)
Part of speech adjective
English definition speckled, of mixed color [Hallanger 1973]
French definition moucheté [Abinal 1888]
 tacheté, bariolé [Hallanger 1974]
Synonyms sada
Compound words, titles, names 
Examples 
1Papango sadasada va ity lovako, ka ifandafaran' ny papango avy hatraiza hatraiza? [Baiboly: 30.12.9]
2Ary izany dia mbola fahavoazana iray hafa koa nateraky ny fianarana sadasada novimbinin'ny fanjana-hantany. [Andriamalala: Fanagasiana, page 46]
Quotes 

2015/12/23