| Entry | 1 sadaikatra |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaikatra aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe.
4 Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaikatra aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo. [1.1] |
| Explanations in French |
5 perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses.
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Other spellings | 7 sadaika |
| Updated on 2025/09/19 |
|