|
|
|
|

Entry1  sabatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fiadiana misy lelany lava maranitra, izay mahitsy na mivolantsinana mihantsika, fa ny fitanana azy mifaingoka sy fohy. [1.1]
Explanations in English  4 a sword [1.7]
Explanations in French  5 sabre [1.8]
Examples  6  ny mozika, ny sabatra andrainy sy ny azy, sy ny basiny sy ny akanjo militerany, sy ny akanjom-borozanony, sy ny taratasy fianarany. [2.48]
Vocabulary  7  Military
All compound words  8  3 combinations of this word

Updated on 2025/11/09