Entry saba
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] vilany vy fandrahoam-bary [Rakotosaona 1972]
 Vilany be vava boribory fandrahoana vary [Rajemisa 1985]
Examples nanantena azy ny mpandeha avy any Saba. [Baiboly: 22:006:019/Joba 6:19..]

Entry saba
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] varahina [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] firaka [Rakotosaona 1972]
French definition  [Taisaka] cuivre [Deschamps 1936]
French definition alliage de cuivre [SLP: Voambolana]
Vocabulary 

Entry Sabà
Part of speech name (biblical) [list]
 Sabà [Baiboly]
English definition Sheba [Baiboly]
French definition Sheba [Baiboly]
Vocabulary 
Quotes 
Articles 

2017/06/29