| Entry | 1 rozatra |
| Part of speech | 2 Unspecified |
| Explanations in Malagasy |
3 Roridroritra lava tsy misy fitsaharana (toy ny zazakely mandroridroritra ny nonon-dreniny); fanararaotana teny na hadisoana kely nataon' olona mba hitanarahana azy mandavan-taona, vazizotra
[1.1] |
| Explanations in French |
4 action de tirailler, comme un enfant tiraillant sans cesse le sein de sa mère
5 action de profiter d'une parole échappée ou d'une faute quelconque pour poursuivre sans cesse quelqu'un [1.3] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|