| Entry | 1 rosianina |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Rosia (Eoropa atsinanana sy Azia avaratra):
4 Hatramin' ny taona 1917, ny mpanjaka atao hoe Tsar no nitondra ny Rosianina 5 Momba an' i Rosia, an' i Rosia na avy any Rosia: 6 Misy boky na tantara malagasy efa voadika amin' ny teny rosianina [1.1] |
| Explanations in English |
7 Russian
[3.1] |
| Explanations in French |
8 un Russe, une Russe
9 le russe [3.1] |
| Vocabulary | 10 Geography: countries, people |
| Other spellings | 11 rosiana |
| Analogs | 12 rosia, 13 rosia |
| Updated on 2025/11/17 |
|