|
|
|
|

Entry 1  roroha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara [1.1]
Explanations in French  4 la panse des animaux ruminants [1.3]
Examples  5  Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina: [2.48]
Vocabulary  6  Zoology: (in general)
Combinations  7  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word roroha
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07