Entry rondra
Part of speech   Unspecified
Malagasy definition   Fahatezerana tafahoatra, tsy fahatsindrian-tsaina miteraka fahadalana; filazana na fanaovana fahadaladalana, teny na zavatra tsy voahevitra [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry rondra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavamaniry manitra (Hydrostachys imbricata) [Rajemisa 1985]
Vocabulary  
Scientific name   Hydrostachys imbricata
Derivations  

Entry rondra
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] ravim-bomanga [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  
Derivations  

2013/06/10