| Entry | 1 rokina |
| Root | 2 roky |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tenenina na tononina tsy mahitsy tsara: Aza rokinao ny fitenenana fa tsy any ambanivohitra akory isika [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 ankory, 10 korany, 11 rokina |
| Updated on 2025/09/12 |
|