| Entry | 1 rohontany |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomban-tany na fomba irohonan' ny be sy ny maro ka mahatarika izay miara-mitoetra aminy hanaraka izany. (Ohatra: olona zatra ny madio any an-tanàn-dehibe, nefa nony tonga monina any an-tsaha lasa tsy mahavatena manaraka ny rohon-tany) |
| Anagrams | 4 hirontona, hontorina, horantoin, hotoranin, hotronina, nihotroan, nirohotan, nitorohan, notoharin, notrohina, rohontany |
| Updated on 2025/07/29 |
|