Entry | 1 rodahina |
Root | 2 rodaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Lanilanina foana, tobatobaina: Norodahiny ny lova napetraky ny ray aman-dreniny ka vetivety foana dia nahantra izy [1.1] |
Explanations in French |
5 qu'on prodigue [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 ahandroy, 11 ahidrano, 12 andarohy, 13 andrahoy, 14 andraiho, 15 androahy, 16 hadi-rano, 17 hodirana, 18 rodahina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |