Entry roa volo (roa, volo)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ny olona efa lehibebe ka fotsy sasaka ny volony
¶ Enti-milaza zavatra mizara roa: "Tsy tiako, hoy Andrianampoinimerina, Imerina raha manao akanga roa volo" [Rajemisa 1985]

2013/06/10