| Entry | 1 roaroa |
| Root | 2 roa |
| Part of speech | 3 adjective |
| Examples |
4 fa natao ny ntaolo fanambadiana izany, ary sitraka ny fo ny izy roaroa ampivadina, na lasam-bodiondry na tsy lasana;
[2.48]
5 Izy no hanao ny tempolin'ny Tompo, hotafiana fiandrianana, hipetraka ho mpanjaka eo amin'ny seza fiandrianany, ho mpisorona eo amin'ny seza fiandrianany, ary hisy fisainam-pihavanana eo amin'izy roaroa. [2.996] |
| Derivatives |
|
| Other spellings | 8 roroa |
| Anagrams | 9 raorao, 10 roaroa |
| Updated on 2025/09/19 |
|