| Entry | 1 rivo-balala |
| Elementary words | 2 rivotra, 3 valala |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 rivotra maimaina izay mialoha ny fiavian' ny valala ary heverin' ny olona ho mitondra aretina (sery).
[1.1] |
| Explanations in French |
6 Brise lourde qui annonce parfois l’approche des sauterelles ; brise lourde qui donne mal à la tête.
[1.3#538] |
| Updated on 2025/09/12 |
|