| Entry | 1 risoriso |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza varotra tsy an-karihary ka misy fanararaotana tsy anerany amin' ny fanombanana ny vidin-javatra amidy; varomaizina
[1.1] |
| Explanations in French |
4 marché noir
[1.13] |
| Vocabulary | 5 Economy: finances, management |
| Synonyms | 6 varo-maizina |
| Analogs | 7 sikisiky, 8 varomaizina, 9 varotraankobohobo |
| Anagrams | risoriso, 10 sorisory |
| Updated on 2025/10/31 |
|