|
|
|
|

Entry1  rimo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandehanana mafy; fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy; fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely
Derivatives 
Names :
Synonyms  6  rimorimo

Anagrams  7 miro, 8 Omry, 9 rimo

Updated on 2025/09/12