Entry resim-bavy (resy, vavy)
Part of speech expression
Malagasy definition lehilahy kelikely herin-tsaina ka ambakain' ny vadiny amin' izay ataony rehetra, koa dia ravehivavy no mandidy azy amin' izay ataony rehetra fa manao akohovavy maneno [Rajemisa 1985]
Quotes 

Updated on 2012/08/17