| Entry | 1 reona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny feon-javamaneno maro na ny mpihira betsaka indray miaraka. Enti-milaza koa ny feon' ny kotrok' orana manakoako manao lavareny. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 11 Sound |
| Synonyms | 12 reondreona |
| Anagrams | 13 areno, 14 erona, 15 -nareo, 16 orena, 17 reona |
| Updated on 2025/09/19 |
|