| Entry | 1 renty |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra:
4 Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray 5 Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: 6 Be renty izany raha lahateny 7 Haingonkaingony, angolankira: 8 Hira feno renty [1.1] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 28 tsy misy renty |
| Updated on 2025/11/17 |
|