Entry rendrirendry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra manjelanjelatra ka mahajemby ny maso; fipendrampendran' ny rivotra sy ny hazavana rehefa mafana ny andro; zavatra mamirapiratra sy manonjanonja eny amin' ny rivotra rehefa migaingaina ny hafanana [1.1]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31