Entry rendrarendra (rendra)
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra marevaka mahafinaritra; zavatra manodoka: Be rendrarendra manodoka ny fiainana eto an-drenivohitra
¶ Famirapiratana mahavariana sady maharenoka: Ny rendrarendran' izao tontolo izao [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms rendra
Quotes 

2009/10/22