Entry rekany
Part of speech particule [full list]
Malagasy definition Kianteny kely mety hanan-kevitra roa: 1) Manko: Eny rekany! 2) Re: Aiza rekany no halehako tsy hahitany ahy [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31