Entry | 1 rejisitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Boky fitanana anarana |
Examples |
4 [2.472] Izay lany dia nitondra ny karany eo amin' ny latabatra anankiray izay nisy naka ny anarany sy ny fonenany ary nitana izany tamin' ny rejisitra teo anoloany.
|
Updated on 2025/07/29 |
![]() |