|
|
|
|

Entry1 ravi-milahatra
Part of speech  2 locution
Explanations in Malagasy  3karazana ravina ahitana zana-pelaka mifanitsy amin'ny andaniny roa eo amin'ny kirabe. [1.13]
Explanations in French  4feuille pennée. [1.13]
Vocabulary  5 Botany: (in general)

Updated on 2025/09/12