| Entry | 1 Ravalison Edmond |
| Elementary words | 2 Ravalison |
| Part of speech | 3 name (anthroponym) [Full list] |
| Examples |
4 Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity.
[2.285]
5 Mpanoratra efa fanta-daza - izay tsy iza fa Edmond Ravalison (teraka tamin' ny 24 Mey 1926) - no nanoratra ireto sombin-tantara roa mifanesy ireto, izay nalainay tamin' ny tantara iray tsy mbola vita boky, nefa noheverinay fa mendrika haseho eto noho izy ahitana taratry ny fiainana ary fahaiza-mitantara saika manakaiky ny tonga lafatra [2.313#126] |
| Vocabulary | 6 History: individuals 7 Literature: authors |
| Literary works |
8 Andriamatoa Ratsilefilaza 9 Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety |
| Updated on 2025/10/07 |
|