|
|
|
|

Entry1  ratsy tarehy
Elementary words  2  ratsy, 3  tarehy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  olona manana endrika misy kilemany, tsy mahafinaritra ny maso ny mijery azy [1.1]
Antonyms  6  tsaratarehy

Updated on 2025/09/12