|
|
|
|

Entry1  Ratompokolahy
Elementary words  2  ra-, 3  tompoko, 4  lahy
Part of speech  5  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  6  teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
Explanations in French  7  feu [1.66, 1.5]
8  le défunt, le regretté [1.5]
Examples  9  ary Ingahy (ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko. [2.643]
10  Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296]
Vocabulary  11  Forms of Address
Synonyms  12  itompokolahy, itompokolahy, itompokolahy
Antonyms  13  ratompokovavy
Proverbs  14  Proverbs containing the word Ratompokolahy

Updated on 2025/09/12