| Entry | 1 Rasoaray |
| Part of speech | 2 name (anthroponym) [Full list] |
| Examples |
3 Ny anao zaranao ihany mbola mahazo mianatra, hoy rasoaray zokinay vavimatoa.
[2.643]
4 Ary nony Asabotsy 29 Adijady kosa, Dia maty rasoaray, anabavin dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief. [2.59] 5 ary ny vehivavy : Rafaravavi-Mary, Ramanana, Ranome, Rafaravavy kely, Razafitsara, Raminahy, Rasalama, Ratiasoa, Ratsaramiarana, rasoaray, Renisoa, Ramatoa Razafy, Rafotsy [2.649] |
| Updated on 2025/07/29 |
|