| Entry | 1 rarahana |
| Root | 2 raraka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 asiana zavatra milatsaka mikorotsaka eo amboniny: Rarahana tain-kafe ny ngorodona alohan' ny hiborisiana azy [1.1] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 9 rarafana |
| Anagrams | 10 haranara, 11 rarahana |
| Updated on 2025/09/12 |
|