Entry raobine
Part of speech noun
Malagasy definition Famohana na fanidian-drano araka izay tiana, mipetaka amin' ny vatan' ny fitehirizandrano na amin' ny fantsondrano iray; tsiriry [Rajemisa 1985]
Origin French: robinet.
Synonyms tsiriry

2013/06/07