|
|
|
|

Entry (1/2)1  rangomaina
Elementary words  2 rango, 3 maina
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina [1.1]
6 taolam-pisaka mampihaona ny sandry amin'ny vatana [1.13]
Explanations in English  7 The blade-bone, the scapula [1.2]
Explanations in French  8 omoplate [1.13]
Examples  9  Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io. [2.643#]
Vocabulary  10  Biology

Entry (2/2)11  rangomaina
Elementary words  12 rango, 13 maina
Part of speech  14  noun
Explanations in English  15 the hair plaited without being oiled or greased [1.2]
Vocabulary  16  Hairstyles

Anagrams  17 amingorana, rangomaina

Updated on 2025/10/11