| Entry | 1 rangolahy |
| Elementary words | 2 rango, 3 lahy |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 ilay vato fisaka amin' ny fasan-drazana atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona eo anoloana: Tsy mba vero na mba rangolahy / no manafina an' io fasana io, / fa ny nofoko zary manahy / no mandrakotra omaly sy anio. (J.J.R.)
6 amin' ny fasana anirotra kosa, ilay vato fisaka atao rako-pasana [1.1] |
| Explanations in English |
7 The large stone which covers a grave and forms its roof
[1.2] |
| Examples |
8 fa ny sasany amin' ny mitarika ny rangolahy ihany no mamono omby.
[1.437#]
9 hidina tsy enjehin' eritreritra any ambanin' ny rangolahy aho izany! [2.499#] 10 Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy. [2.643#] |
| Updated on 2025/10/11 |
|