|
|
|
|

Entry 1  Randriamananjara Edmond
Elementary words  2 Randriamananjara, 3 Edmond
Part of speech  4  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  5 Randja Zanamihoatra: Edmond Randriamananjara no tena anarany. Teraka tao Vatovory (Ambositra) tamin' ny 29 mey 1925. Nianatra tao amin' ny Ecole Benjamin Escande. Nanomboka nanoratra tamin' ny 1944.
6 Ireto avy ny gazety namoahany ny tononkalony: Fandrosoam-baovao, Asa vadi-drano, Mandroso, Malagasy Vaovao ... ary efa namoaka bokim-poezy kely maro mpitia koa izy : Ary nihira aho, Ako sy feo, Ny lehilahy, Ny vehivavy.
7 Nahazo ny loka voalohany tamin' ny fifaninanana poezy nampanaovin' ny Conseil Municipal-n ' Antananarivo tamin' ny 1958 noho ilay asa sorany mitondra ny lohateny hoe: Tandindona sy Ra. [2.342]

Updated on 2026/03/06