Entry ramy
Part of speech noun
Malagasy definition Hazo lehibe fahita amin'ny faritra atsinanana sy andrefan'ny Nosy, fanaovana lakana -- noho izy mety ho be velarana -- sy izay faritra tsy hita maso amin'ny fanaka (toy ny vatasarihana); fa ny tena ahafantaran'ny maro ny ramy dia ny ditiny anaovana emboka manitra. (Canarium Madagascariense) [Rajemisa 1985]
English translation a tree from which oozes gambodge, also called Ramy. It is burned sometimes by the Betsileo during the ceremony of Salamanga; and is used by them to anoint their idols. The Sakalava use it for anointing their idols and amulets; they also burn it as incense; the wood they use for making canoes. (Bets. And Sak.) [Richardson 1885]
Vocabulary 
Scientific name Canarium Madagascariense
Examples Ny ramy no tsy nahitana mihitsy. [Andraina: Mitaraina, page 84]

Entry ramy
Part of speech noun
Malagasy definition Ditin-kazo fanembohana sady fampiasa koa hanosorana ny fandidian-dokanga [Rajemisa 1985]
English translation gambodge [Richardson 1885]

Updated on 2020/07/31