| Entry | 1 ramirebaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Anaram-bosotra omena ny anantsonga noho izy mahabe rivotra
[1.1] |
| Explanations in French |
4 (de mirebaka : se pavaner avec des vêtements très amples ; allusion aux grandes feuilles de cette potagère). Relevé par Dubois. Brassica chinensis L. (Brassicaceae) ou chou de Chine. Les Betsileo ne l'apprécient pas beaucoup. « Traka tsa dia mba soa loatsa » (Dubois), c'est-à-dire un légume qu'on n'apprécie pas trop.
[Betsileo]
[1.196] |
| Examples |
5 Mangahazo, ramirebaka, sakamalao sisa hita tamin' ny fivarotana tao an-tanàna.
[2.472]
|
| Vocabulary | 6 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 8 mibareraka, 9 ramirebaka |
| Updated on 2025/11/09 |
|