Entry ramilamina (ra-, lamina)
Part of speech noun
Malagasy definition Anaran-javamaniry fahita mitsinkafona eny ambony rano, fanao fanafody [Rajemisa 1985]
English definition A minute plant found floating on water in rice-grounds, etc. Azolla pinnata, R. Br. See manotona (bets.) [Richardson 1885]
  [Provincial] The name also of another plant and larger species of floating plant [Richardson 1885]
Vocabulary 
Scientific name Azolla pinnata
Examples sy ny tsontsoraka, sy ny laingomaimbo, sy ny rofia fotsy, sy ny tsinkafonkafona, sy ny ramilamina, sy ny tantelivelondreny, ary ny rano eo Ambodiakondro. [Callet: Tantara, page 216]

2014/09/28