Entry rambasana (ramby)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Samborina tampoka ary an-keriny amin' ny nify: Norambasan' ny alika ny vody pataloan' Ibalita [1.1]
Morphology 
Present : rambasana, rambasako, rambasanao, rambasany, rambasantsika, rambasanay, rambasanareo, rambasan', rambasan-, rambasam-, rambasa-
Past : norambasana, norambasako, norambasanao, norambasany, norambasantsika, norambasanay, norambasanareo, norambasan', norambasan-, norambasam-, norambasa-
Future : horambasana, horambasako, horambasanao, horambasany, horambasantsika, horambasanay, horambasanareo, horambasan', horambasan-, horambasam-, horambasa-
Imperative : rambaso
Proverbs 

Updated on 2023/01/20