| Entry | 1 rambaramba |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazan-kalesy tsy misy kodiarana fa taritina fotsiny amin' izao ary ampiasaina hitondrana vatom-pasana; indraindray koa anefa ny rambaramba dia hazo boribory fotsiny atao tsikalana amin' ny zava-mavesatra tsy zaka bataina fa taritina ka mikodiadia ireo hazo ireo rehefa taritina na atosika
[1.1] |
| Explanations in English |
4 the rough wooden carriage used in dragging stones.
[1.2] |
| Vocabulary | 5 Transportation |
| Updated on 2025/09/12 |
|