|
|
|
|

Entry1  ra mandriaka
Elementary words  2 ra, 3 mandriaka
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao. [1.1]
Examples  6  " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny". [2.472]

Updated on 2025/09/12