Entry Ramandiamanana Alfred
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Malagasy definition   Ramandiamanana Alfred (1886-1938/05/17) ( DMN, Ramangamalefaka) [3.1]
   Mpanoratra tantara foronina mahay mitsikera toetr' olona aoka izany. Anarana indrana: DMN, Ramangamalefaka [Rajemisa: Fiteny 3]
Vocabulary  
Literary works   Heloka roa ambin' ny folo na 'tsy mipepo'
Solony sy sariny
Tsy manaiky aho

Updated on 2017/06/25