|
|
|
|

Entry1  Ramahavaly
Part of speech  2  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3 jereo Mahavaly. [2.48]
Explanations in French  4 voir Mahavaly. [1.196]
Examples  5  Dia ramahavaly no isantarana ny ady atao [2.48]
6  Ny nalaza voalohany dia Rainimahay mitahiry ny sampy natao hoe ramahavaly. [2.113#]
7  Ary ny ampitso 9 septambra dia nodorana ramahavaly, Manjakatsiroa, Rafantàka ary Rabehaza. [2.508#]
Vocabulary  8  Beliefs
All compound words  9 bibindramahavaly

Updated on 2025/11/09