Entry Rajaonarivelo Auguste
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Malagasy definition   Rajaonarivelo Auguste (1890-1957) ( Auguste Rajon, Astre) [3.1]
   Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany. [Rajemisa: Fiteny 4 page 30]
Vocabulary  
Literary works   Bina
Afon' Antongona (hain-teny)
Angolangolan' ny Tanora (hain-teny)
Antananarivo miantsena
Rajon: Sarin' ny fiainana

Updated on 2017/06/20