Entry raiketra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-tsilo fanaon' ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon' ny olona sakafon' ny biby -- na fanaon' ny olona sakafo koa aza -- any amin' ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry [1.1]
Explanations in English  raiketa [1.2]
Explanations in French Cactus [1.5]
Vocabulary 
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31