|
|
|
|

Entry1 rahatrizay
Part of speech  2 adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Indray andro any aoriana any: Aza mamoy fofa mbola ho sambatra ianao rahatrizay
ppt.feh.: Rehefa... any aoriana any: Hanome fiantrana ny mahantra aho rahatrizay miasa mandray karama, hoy Isambilo [1.1]
Explanations in English  4 [hatra, up to, izay, that.] Hereafter, at some future time. [1.2]
5 when someday in the future, at a time when [1.7]
Explanations in French  6 un jour, quand [1.8]
Examples  7 Aza ianao velona izao no jerena, fa ianao velona rahatrizay. [2.895#]
8 Saingy tandremo sao mivily lalana ise ka miala amin' ny Misiona rahatrizay! [2.356#]
Vocabulary  9 Time

Updated on 2025/09/12