Entry rahakoa
Part of speech   preposition [list]
Malagasy definition   [Betsileo] tahaka, sahala, toy: Ny hevetse rahakoa ny biby ko mangingiña ro andehanane (Ny hevitra sahala ny biby ka mangingina no andehanany) [Rakotosaona 1972]

Entry rahakoa
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   [Betsileo] angamba [Rakotosaona 1972]

Updated on 2009/09/01