Entry rafaralahy (ra-, fara, lahy)
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka lahy zandriny indrindra amin' ny nateraka [Rajemisa 1985]
English definition The name given to the last-born male in a family. See Andriamparany [Richardson 1885]
Vocabulary 
Synonyms randriamparany
Examples Ary nony maty Andriandrantsaimasindreny, dia Rafaralahy indray zandry ny natao hifehy any Vakinankaratra. [Callet: Tantara]
Quotes 

2013/06/05