|
|
|
|

Entry1  rafara
Elementary words  2 ra-, 3 fara
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka vavy zandriny indrindra amin' ny nateraka [1.1]
Examples  6  an-dRabodozafimanjaka vavy matoa, sy Andriamahanona, sy Razanabahoaka, sy Raseheno, sy Ratsimisotry, sy Andriantseheno lahy, sy rafara. [2.48]
Vocabulary  7  Relationships: family
Synonyms  8 rafaravavy

Anagrams  9 farara, 10 rafara

Updated on 2025/11/02