Entry rado
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fehivozona vita amin' ny vakana volamena na volafotsy. [Rajemisa 1985]
Explanations in English a particular kind of necklace of beads, glass, silver, gold, etc. [Richardson 1885]
Explanations in French collier de perles, d'or ou d'argent [Abinal 1888]
Derivations 
Examples 
1Rado miampy voahangy ve sa ny haba volamena? [Rabetsimandranto: Trimofoloalina]
2Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [Rajaonarivelo: Bina, page 25]

Entry Rado
Part of speech name (pseudonym) [full list]
Explanations in Malagasy solon' anaran' i Andriamanantena Georges [3.1]
Literary works Lapan' ny tananan' Antananarivo
Tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany
Tables and plates Pen names of Malagasy writers

Updated on 2021/03/17